Site officiel de la Fédération Sport Boules Malagasy

FANAMBARANA AVY AMIN’NY KOMITY MPITANTANA

.

Ho antsika Mpitantana klioba,

Ho an’ny mpilalao tsipy kanetibe Malagasy rehetra.

Vokatr’ity taratasy fanambarana ity dia eo ampandinihina izay fepetra tokony ho raisina ny komity mpitantana ny FSBM ho fandrindrana ny taranja sy hitohizan’ny ezaka efa vita nialoha ny fitsaharana noho ny valan’aretina.

Mankasitraka ny fiaraha-miasan’ny rehetra hitohy hatrany.

REPONSE-DGS-Lettre-FSBM-situation